Genesisy 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nitazana an’i Sodoma sy Gomora ary ilay faritr’i Jordana manontolo izy, ka nahita setroka be niakatra avy teo amin’ilay tany, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+
28 Dia nitazana an’i Sodoma sy Gomora ary ilay faritr’i Jordana manontolo izy, ka nahita setroka be niakatra avy teo amin’ilay tany, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+