Genesisy 21:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nifoha maraina àry i Abrahama, ka naka mofo sy siny hoditra feno rano. Dia nomeny an’i Hagara izany, ka napetrany teo an-tsorony. Ary nalefany nandeha izy sy ilay zanany.+ Dia lasa i Hagara, ka nirenireny tany an-tany efitr’i Beri-sheba.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:14 w89 1/10 21 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:14 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/1989, p. 2115/5/1988, p. 31
14 Nifoha maraina àry i Abrahama, ka naka mofo sy siny hoditra feno rano. Dia nomeny an’i Hagara izany, ka napetrany teo an-tsorony. Ary nalefany nandeha izy sy ilay zanany.+ Dia lasa i Hagara, ka nirenireny tany an-tany efitr’i Beri-sheba.+