Genesisy 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa manaova fianianana amiko eto anatrehan’Andriamanitra hoe tsy hanisy ratsy ahy sy ny zanako ary ny taranako ianao. Manaova koa fianianana hoe ho tsara fanahy* amiko sy amin’ny mponin’ity tany ipetrahanao* ity ianao, hoatran’ny nataoko taminao.”+
23 Koa manaova fianianana amiko eto anatrehan’Andriamanitra hoe tsy hanisy ratsy ahy sy ny zanako ary ny taranako ianao. Manaova koa fianianana hoe ho tsara fanahy* amiko sy amin’ny mponin’ity tany ipetrahanao* ity ianao, hoatran’ny nataoko taminao.”+