Genesisy 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Taorian’izay dia niverina nankeny amin’ny mpanompony i Abrahama. Dia lasa izy ireo niara-niverina tany Beri-sheba.+ Ary tsy niala tao Beri-sheba i Abrahama fa mbola nipetraka tao.
19 Taorian’izay dia niverina nankeny amin’ny mpanompony i Abrahama. Dia lasa izy ireo niara-niverina tany Beri-sheba.+ Ary tsy niala tao Beri-sheba i Abrahama fa mbola nipetraka tao.