-
Genesisy 24:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Koa nararany haingana tao anaty tavin-drano fisotroan’ny biby ny rano rehetra tao anaty sininy. Dia niverimberina nihazakazaka nankeo amin’ilay lavadrano izy, ka nantsaka tsy an-kijanona ho an’ny rameva rehetra.
-