Genesisy 24:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 “Raha mbola niteny an’izany anakampo aho, dia iny fa nivoaka ny tanàna i Rebeka nitondra ny sininy teny an-tsorony. Nidina nankeo an-doharano izy ka nantsaka. Dia hoy aho taminy: ‘Mba omeo rano kely re aho hosotroiko e!’+
45 “Raha mbola niteny an’izany anakampo aho, dia iny fa nivoaka ny tanàna i Rebeka nitondra ny sininy teny an-tsorony. Nidina nankeo an-doharano izy ka nantsaka. Dia hoy aho taminy: ‘Mba omeo rano kely re aho hosotroiko e!’+