Genesisy 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tatỳ aoriana, dia niainga avy any Gerara i Abimeleka, niaraka tamin’i Ahozata mpanolo-tsainy sy Pikola lehiben’ny tafiny,+ ka tonga teo amin’i Isaka. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:26 Fandalinana,
26 Tatỳ aoriana, dia niainga avy any Gerara i Abimeleka, niaraka tamin’i Ahozata mpanolo-tsainy sy Pikola lehiben’ny tafiny,+ ka tonga teo amin’i Isaka.