Genesisy 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanao firaisana tamin’i Eva vadiny i Adama, dia bevohoka+ i Eva. Rehefa niteraka an’i Kaina+ izy, dia niteny hoe: “Niteraka* lahikely aho noho ny fanampian’i Jehovah.” Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:1 w13 1/1 13; ia 10-11; gm 151 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:1 Fandalinana, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2013, p. 13 Tahafo, p. 10-11 Tenin’Andriamanitra, p. 151
4 Nanao firaisana tamin’i Eva vadiny i Adama, dia bevohoka+ i Eva. Rehefa niteraka an’i Kaina+ izy, dia niteny hoe: “Niteraka* lahikely aho noho ny fanampian’i Jehovah.”
4:1 Fandalinana, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2013, p. 13 Tahafo, p. 10-11 Tenin’Andriamanitra, p. 151