Genesisy 29:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Manaova aloha fety miaraka amin’io zanako vavimatoa io mandritra ny herinandro, dia homena anao koa ny zandriny aorian’izay. Mila manompo ahy fito taona indray anefa ianao ho takalony.”+
27 Manaova aloha fety miaraka amin’io zanako vavimatoa io mandritra ny herinandro, dia homena anao koa ny zandriny aorian’izay. Mila manompo ahy fito taona indray anefa ianao ho takalony.”+