Genesisy 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Rahely: “Andriamanitra no mpitsara ahy, dia nihaino ny fangatahako izy ka nanome ahy zazalahy.” Izany no nahatonga azy hiantso an’ilay zaza hoe Dana.*+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Dia hoy i Rahely: “Andriamanitra no mpitsara ahy, dia nihaino ny fangatahako izy ka nanome ahy zazalahy.” Izany no nahatonga azy hiantso an’ilay zaza hoe Dana.*+