Genesisy 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nandehandeha i Robena+ tamin’ny fotoana fijinjana varimbazaha, ka nahita angividia naniry tany an-tsaha. Koa nentiny tany amin’i Lea reniny ilay angividia. Ary hoy i Rahely tamin’i Lea: “Mba omeo amin’ny angividia hitan’ny zanakao re aho e!” Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 30:14 w07 1/10 11; w04 15/1 28 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:14 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2007, p. 1115/1/2004, p. 28
14 Ary nandehandeha i Robena+ tamin’ny fotoana fijinjana varimbazaha, ka nahita angividia naniry tany an-tsaha. Koa nentiny tany amin’i Lea reniny ilay angividia. Ary hoy i Rahely tamin’i Lea: “Mba omeo amin’ny angividia hitan’ny zanakao re aho e!”