Genesisy 31:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia lasa nandositra izy ka niampita ny Renirano,*+ niaraka tamin’ny fananany rehetra. Ary nizotra ho any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Gileada+ izy. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 31:21 nwt 1885 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:21 Fandalinana, Boky 1, Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1885
21 Dia lasa nandositra izy ka niampita ny Renirano,*+ niaraka tamin’ny fananany rehetra. Ary nizotra ho any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Gileada+ izy.