Genesisy 31:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Vitako ny manisy ratsy anareo, nefa efa notenenin’ilay Andriamanitry ny rainareo aho tamin’ny alina, hoe: ‘Tandremo tsara izay hoteneninao amin’i Jakoba, na tsara na ratsy.’+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:29 Fandalinana, Boky 1,
29 Vitako ny manisy ratsy anareo, nefa efa notenenin’ilay Andriamanitry ny rainareo aho tamin’ny alina, hoe: ‘Tandremo tsara izay hoteneninao amin’i Jakoba, na tsara na ratsy.’+