42 Raha tsy nanampy ahy ilay Andriamanitry ny raiko,+ ilay Andriamanitr’i Abrahama sy ilay Andriamanitra atahoran’i Isaka,+ dia ho efa nalefanao nody maina fotsiny aho. Efa hitan’Andriamanitra anefa ny fahoriako sy ny asa mafy nataoko, dia izany no nahatonga azy hampitandrina anao halina.”+