Genesisy 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia natahotra be i Jakoba sady nitebiteby,+ ka nozarainy roa ny olona niaraka taminy. Nozarainy roa koa ny ondry aman’osy sy ny omby ary ny rameva.
7 Dia natahotra be i Jakoba sady nitebiteby,+ ka nozarainy roa ny olona niaraka taminy. Nozarainy roa koa ny ondry aman’osy sy ny omby ary ny rameva.