Genesisy 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nitsangana izy tamin’iny alina iny, ka nalainy ny vadiny roa+ sy ny mpanompovaviny roa+ ary ny zanany 11 lahy, dia nentiny niampita teo amin’izay marivo teo Jaboka.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 32:22 gl 7 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:22 Fandalinana, Boky 1, “Tany Soa,” p. 7
22 Ary nitsangana izy tamin’iny alina iny, ka nalainy ny vadiny roa+ sy ny mpanompovaviny roa+ ary ny zanany 11 lahy, dia nentiny niampita teo amin’izay marivo teo Jaboka.+