Genesisy 32:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa hitan’ilay lehilahy fa tsy resiny i Jakoba, dia nokasihiny ny foto-peny. Koa nipitsoka ny foto-pen’i Jakoba, tamin’izy nifampitolona taminy.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:25 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
25 Rehefa hitan’ilay lehilahy fa tsy resiny i Jakoba, dia nokasihiny ny foto-peny. Koa nipitsoka ny foto-pen’i Jakoba, tamin’izy nifampitolona taminy.+