Genesisy 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mba raiso re ny fanomezana nentina ho anao e, fa tsodrano avy amiko ireny!+ Efa nankasitrahan’Andriamanitra mantsy aho, ka manana an’izay rehetra ilaiko.”+ Dia mbola nisisika ihany izy, ka noraisin’i Esao izany. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:11 Fandalinana, Boky 2,
11 Mba raiso re ny fanomezana nentina ho anao e, fa tsodrano avy amiko ireny!+ Efa nankasitrahan’Andriamanitra mantsy aho, ka manana an’izay rehetra ilaiko.”+ Dia mbola nisisika ihany izy, ka noraisin’i Esao izany.