Eksodosy 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy anjelin’i Jehovah niseho taminy tao anaty lelafo, teo afovoan’ny voarointsilo+ iray naniry. Raha mbola nijery an’ilay voarointsilo i Mosesy, dia hitany fa nirehitra ilay izy nefa tsy nety levona. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:2 Fandalinana, Boky 2,
2 Ary nisy anjelin’i Jehovah niseho taminy tao anaty lelafo, teo afovoan’ny voarointsilo+ iray naniry. Raha mbola nijery an’ilay voarointsilo i Mosesy, dia hitany fa nirehitra ilay izy nefa tsy nety levona.