Eksodosy 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy koa izy: “Izaho no Andriamanitry ny razambenao,* dia ilay Andriamanitr’i Abrahama+ sy Andriamanitr’i Isaka+ ary Andriamanitr’i Jakoba.”+ Dia notakonan’i Mosesy ny tarehiny, satria natahotra hijery an’ilay tena Andriamanitra izy. Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:6 ijwbq lahatsoratra 83; w05 1/5 13 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:6 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 83 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/2005, p. 13
6 Hoy koa izy: “Izaho no Andriamanitry ny razambenao,* dia ilay Andriamanitr’i Abrahama+ sy Andriamanitr’i Isaka+ ary Andriamanitr’i Jakoba.”+ Dia notakonan’i Mosesy ny tarehiny, satria natahotra hijery an’ilay tena Andriamanitra izy.
3:6 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 83 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/2005, p. 13