13 Hoy anefa i Mosesy tamin’ilay tena Andriamanitra: “Andeha hatao hoe mankany amin’ny Israelita aho dia miteny hoe: ‘Ilay Andriamanitry ny razambenareo no naniraka ahy ho atỳ aminareo.’ Dia raha miteny amiko ry zareo hoe: ‘Iza no anarany?’,+ dia inona no holazaiko?”