Eksodosy 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa tsy maintsy hanatsotra ny tanako aho, ka hamely an’i Ejipta. Ny zava-mahagaga rehetra hataoko ao aminy no hamelezako azy, dia handefa anareo izy aorian’izay.+
20 Koa tsy maintsy hanatsotra ny tanako aho, ka hamely an’i Ejipta. Ny zava-mahagaga rehetra hataoko ao aminy no hamelezako azy, dia handefa anareo izy aorian’izay.+