Eksodosy 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa tsy nifankahita izy ireo, ary tsy nisy niala teo amin’izay nisy azy nandritra ny telo andro. Nisy hazavana kosa tany amin’izay nonenan’ny Israelita rehetra.+
23 Koa tsy nifankahita izy ireo, ary tsy nisy niala teo amin’izay nisy azy nandritra ny telo andro. Nisy hazavana kosa tany amin’izay nonenan’ny Israelita rehetra.+