- 
	                        
            
            Eksodosy 13:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        15 Rehefa tsy nety nandefa antsika i Farao fa mafy loha,+ dia novonoin’i Jehovah ny lahy teraka voalohany rehetra tany Ejipta, hatramin’ny lahimatoan’ny olona ka hatramin’ny voalohan-teraky ny biby.+ Izany no mahatonga ahy hanao sorona ho an’i Jehovah an’izay lahy voalohan-teraka rehetra amin’ny biby. Ary avotako izay lahimatoa amin’ny zanako.’ 
 
-