25 Ary nitaraina tamin’i Jehovah+ i Mosesy, ka natoron’i Jehovah azy ny hazo iray naniry teo. Dia natsipin’i Mosesy tao anatin’ilay rano ilay izy, ka lasa mamy ilay rano.
Teo Andriamanitra no nametraka fitsipika sy didim-pitsarana ho azy ireo. Teo koa Izy no nitsapa toetra azy ireo.+