- 
	                        
            
            Eksodosy 22:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Raha tratra any aminy izay nangalariny sady mbola velona, na omby izany na ampondra na ondry, dia hanome onitra avo roa heny izy.
 
 -