Eksodosy 38:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary varahina ny andry efatra teo amin’ilay lamba fanakonana sy ny faladiany efatra nitsatohan’ireo andry. Volafotsy kosa ireo faraingo teo aminy, ary nopetahana takela-bolafotsy ny tampon’ireo andry sy ny fampitohizana* azy ireo.
19 Ary varahina ny andry efatra teo amin’ilay lamba fanakonana sy ny faladiany efatra nitsatohan’ireo andry. Volafotsy kosa ireo faraingo teo aminy, ary nopetahana takela-bolafotsy ny tampon’ireo andry sy ny fampitohizana* azy ireo.