Eksodosy 38:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary 100 talenta ny volafotsy narendrika nanaovana an’ireo faladiany ho an’ny toerana masina sy ho an’ny ridao; 100 talenta no nanaovana faladiany 100, izany hoe iray talenta ho an’ny faladiany iray.+
27 Ary 100 talenta ny volafotsy narendrika nanaovana an’ireo faladiany ho an’ny toerana masina sy ho an’ny ridao; 100 talenta no nanaovana faladiany 100, izany hoe iray talenta ho an’ny faladiany iray.+