Levitikosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanisy vainafo eo ambony alitara+ ireo mpisorona zanakalahin’i Arona, ary handahatra kitay eo ambonin’ilay afo.
7 Hanisy vainafo eo ambony alitara+ ireo mpisorona zanakalahin’i Arona, ary handahatra kitay eo ambonin’ilay afo.