9 Ary hatolotr’ilay olona ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah ny tavin’ilay sorona iombonana.+ Hesoriny daholo ny rambo matavy eo akaikin’ny taolan-damosin’ilay ondry, ny taviny manarona ny tsinainy, ny taviny rehetra miraikitra amin’ny tsinainy,