Levitikosy 4:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hodorany eo ambony alitara mba hidona-tsetroka ny taviny rehetra amin’ilay fanatitra, toy ny nataony tamin’ny tavin’ny sorona iombonana.+ Ary handrakotra ny fahotan’ilay mpiadidy ilay mpisorona, ka ho voavela ny helony.
26 Ary hodorany eo ambony alitara mba hidona-tsetroka ny taviny rehetra amin’ilay fanatitra, toy ny nataony tamin’ny tavin’ny sorona iombonana.+ Ary handrakotra ny fahotan’ilay mpiadidy ilay mpisorona, ka ho voavela ny helony.