Levitikosy 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hakan’ny mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ra, ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitara fanaovana fanatitra dorana. Ary hararany eo am-pototry ny alitara ny ambin’ilay ra.+
30 Hakan’ny mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ra, ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitara fanaovana fanatitra dorana. Ary hararany eo am-pototry ny alitara ny ambin’ilay ra.+