Levitikosy 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Raha misy aminareo nahita olona nanao ratsy, na mahafantatra ny nataon’ilay olona, na vavolombelon’izany, ary naheno antso avo mba hijoro ho vavolombelona*+ nefa tsy milaza an’izay fantany, dia manota izy ka hizaka ny vokatry ny fahadisoany. Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:1 lff lesona 58; w97 15/8 27 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:1 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 58 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1997, p. 271/12/1987, p. 13
5 “‘Raha misy aminareo nahita olona nanao ratsy, na mahafantatra ny nataon’ilay olona, na vavolombelon’izany, ary naheno antso avo mba hijoro ho vavolombelona*+ nefa tsy milaza an’izay fantany, dia manota izy ka hizaka ny vokatry ny fahadisoany.
5:1 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 58 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1997, p. 271/12/1987, p. 13