21 Handrahoina ao anaty lasitra ilay izy rehefa avy nasiana menaka,+ ary afangaroy tsara amin’ny menaka aloha vao hoentinao. Dia tapatapaho ilay mofo, izany hoe ilay fanatitra varimbazaha efa masaka, ka atolory mba ho hanitra mahafinaritra an’i Jehovah.