Levitikosy 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany lahy hoe: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny ota:+ Eo amin’ny toerana famonoana+ ny fanatitra dorana no hovonoina eo anatrehan’i Jehovah ny fanatitra noho ny ota. Zavatra masina indrindra izany. Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:25 si 27 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:25 “Soratra Rehetra,” p. 27
25 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany lahy hoe: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny ota:+ Eo amin’ny toerana famonoana+ ny fanatitra dorana no hovonoina eo anatrehan’i Jehovah ny fanatitra noho ny ota. Zavatra masina indrindra izany.