Levitikosy 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mifampikasika amin’ny hena atao fanatitra. Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra, dia hosasanao ao amin’izay toerana masina* ilay akanjo.
27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mifampikasika amin’ny hena atao fanatitra. Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra, dia hosasanao ao amin’izay toerana masina* ilay akanjo.