Levitikosy 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Izany no lalàna momba ny fanatitra dorana,+ ny fanatitra varimbazaha,+ ny fanatitra noho ny ota,+ ny fanatitra noho ny heloka,+ ny sorona atao rehefa hanendry mpisorona,*+ ary ny sorona iombonana,+
37 Izany no lalàna momba ny fanatitra dorana,+ ny fanatitra varimbazaha,+ ny fanatitra noho ny ota,+ ny fanatitra noho ny heloka,+ ny sorona atao rehefa hanendry mpisorona,*+ ary ny sorona iombonana,+