Levitikosy 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay,+ tamin’ny andro nandidiany ny Israelita mba hanolotra fanatitra ho an’i Jehovah tany an-tany efitr’i Sinay.+
38 araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay,+ tamin’ny andro nandidiany ny Israelita mba hanolotra fanatitra ho an’i Jehovah tany an-tany efitr’i Sinay.+