Levitikosy 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia napetrany teo amin’ny lohan’i Arona ny satroka lamba,*+ ary nataony teo anoloana tamin’ilay satroka ny takela-bolamena mamirapiratra, izany hoe ilay famantarana masina hoe voatokana izy,*+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:9 Fandalinana, Boky 2,
9 Dia napetrany teo amin’ny lohan’i Arona ny satroka lamba,*+ ary nataony teo anoloana tamin’ilay satroka ny takela-bolamena mamirapiratra, izany hoe ilay famantarana masina hoe voatokana izy,*+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.