Levitikosy 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nasain’i Mosesy nanatona ireo zanakalahin’i Arona ka nampanaoviny akanjo lava sy fehikibo lamba. Ary nataony* teo amin’ny lohan’izy ireo ny fehiloha,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:13 Fandalinana, Boky 2,
13 Dia nasain’i Mosesy nanatona ireo zanakalahin’i Arona ka nampanaoviny akanjo lava sy fehikibo lamba. Ary nataony* teo amin’ny lohan’izy ireo ny fehiloha,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.