Levitikosy 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Avy eo dia nalain’i Mosesy daholo ny taviny teo amin’ny tsinain’ilay omby sy ny jabora teo amin’ny atiny ary ny voa roa sy ny tavin’ireo, ka nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka.+
16 Avy eo dia nalain’i Mosesy daholo ny taviny teo amin’ny tsinain’ilay omby sy ny jabora teo amin’ny atiny ary ny voa roa sy ny tavin’ireo, ka nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka.+