-
Levitikosy 8:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Avy eo dia napetrany teo amin’ny felatanan’i Arona sy ny zanany lahy ireo rehetra ireo, ka nahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika teo anatrehan’i Jehovah.
-