Levitikosy 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Natolotr’ireo zanany lahy azy avy eo ny ra,+ dia natsobok’i Arona tao ny rantsantanany iray, ka nahosony teo amin’ireo tandroky ny alitara ny ra. Ary nararany teo am-pototry ny alitara ny ambin’ilay ra.+ Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:9 w04 15/5 22 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:9 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2004, p. 22
9 Natolotr’ireo zanany lahy azy avy eo ny ra,+ dia natsobok’i Arona tao ny rantsantanany iray, ka nahosony teo amin’ireo tandroky ny alitara ny ra. Ary nararany teo am-pototry ny alitara ny ambin’ilay ra.+