Levitikosy 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia novonoin’i Arona ny fanatitra dorana. Ary nomen’ireo zanany lahy azy ny ra, ka nafafiny teo amin’ny lafiny rehetra amin’ny alitara.+
12 Dia novonoin’i Arona ny fanatitra dorana. Ary nomen’ireo zanany lahy azy ny ra, ka nafafiny teo amin’ny lafiny rehetra amin’ny alitara.+