Levitikosy 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa ny tratran-kena sy ny feny ankavanana kosa nahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika teo anatrehan’i Jehovah, araka ny didy nomen’i Mosesy.+
21 Fa ny tratran-kena sy ny feny ankavanana kosa nahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika teo anatrehan’i Jehovah, araka ny didy nomen’i Mosesy.+