Levitikosy 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nisy afo avy amin’i Jehovah,+ ka nandoro tanteraka an’ilay fanatitra dorana sy ireo taviny teo ambony alitara. Rehefa nahita an’izany ny vahoaka manontolo, dia nanomboka nihorakoraka ary niankohoka tamin’ny tany.+ Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Ary nisy afo avy amin’i Jehovah,+ ka nandoro tanteraka an’ilay fanatitra dorana sy ireo taviny teo ambony alitara. Rehefa nahita an’izany ny vahoaka manontolo, dia nanomboka nihorakoraka ary niankohoka tamin’ny tany.+