Levitikosy 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Ireto avy no azonareo hanina, amin’izay rehetra any anaty rano: Izay any anaty rano ka misy vombony sy kirany, na any an-dranomasina izany na any amin’ny renirano, dia azonareo hanina.+
9 “‘Ireto avy no azonareo hanina, amin’izay rehetra any anaty rano: Izay any anaty rano ka misy vombony sy kirany, na any an-dranomasina izany na any amin’ny renirano, dia azonareo hanina.+