-
Levitikosy 13:45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
45 Tokony horovitina ny akanjon’ilay olona boka, ary havela hisavoritaka ny volony. Hosaronany ny volombava eo ambonin’ny molony, ka hiantsoantso izy hoe: ‘Maloto e! Maloto e!’
-