Levitikosy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny vehivavy ka mamoaka tsirinaina, dia tokony handro amin’ny rano izy ireo ary haloto mandra-paharivan’ny andro.+ Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:18 cl 130-131 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:18 Manatòna An’i Jehovah, p. 130-131 Fandalinana, Boky 2,
18 “‘Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny vehivavy ka mamoaka tsirinaina, dia tokony handro amin’ny rano izy ireo ary haloto mandra-paharivan’ny andro.+