Levitikosy 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Hampanatonin’i Arona ilay omby atao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny ankohonany izy. Hovonoiny avy eo ilay omby atao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany.+ Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:11 w98 15/2 12, 17-18 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:11 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1998, p. 12, 17-18
11 “Hampanatonin’i Arona ilay omby atao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny ankohonany izy. Hovonoiny avy eo ilay omby atao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany.+